14 Ary hanatitra fanatitra hohanina ho fanampiny isa-maraina ianao, dia ampahenin'ny efaha sy diloilo ampahatelon'ny hina handemana ny koba tsara toto; fanatitra hohanina ho an'i Jehovah izany: lalàna tsy miova mandrakizay izany.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 46
Jereo Ezekiela 46:14 amin'ny teny manodidina.