Ezekiela 46:17 MG1865

17 Fa raha manome zavatra avy amin'ny lovany ho an'ny anankiray amin'ny mpanompony kosa izy, dia ho azy mandra-pahatongan'ny taona fanafahana ihany izany; dia hiverina ho amin'ny mpanjaka indray izany ka ho lova ho an'ny zanany ihany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 46

Jereo Ezekiela 46:17 amin'ny teny manodidina.