Ezekiela 46:19 MG1865

19 Dia nentiny niditra tamin'ny fidirana eo anilan'ny vavahady aho ho ao amin'ireo efi-trano masin'ny mpisorona, izay manatrika ny avaratra; ary, indro, nisy fitoerana teo amin'ny faran'ny andrefana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 46

Jereo Ezekiela 46:19 amin'ny teny manodidina.