Ezekiela 46:8 MG1865

8 Ary raha miditra ny mpanjaka, dia amin'ny lalana mankamin'ny lavarangan'ny vavahady no hidirany ary amin'ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 46

Jereo Ezekiela 46:8 amin'ny teny manodidina.