Ezekiela 47:14 MG1865

14 Ary samy handova avokoa ianareo rehetra, satria efa nanangan-tanana hanome ity ho an'ny razanareo Aho, ka dia ho azonareo ho lova ity tany ity.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 47

Jereo Ezekiela 47:14 amin'ny teny manodidina.