Ezekiela 47:3 MG1865

3 Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 47

Jereo Ezekiela 47:3 amin'ny teny manodidina.