Ezekiela 47:8 MG1865

8 Dia hoy izy tamiko: Ity rano ity dia mivoaka hankany amin'ny tany atsinanana, dia midina any amin'ny tani-hay ka miditra eo amin'ny ranomasina; ary rehefa tonga eo an-dranomasina izy, dia sitrana ny rano.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 47

Jereo Ezekiela 47:8 amin'ny teny manodidina.