Ezekiela 48:13 MG1865

13 Ary ny Levita koa dia hahazo ny mifanolotra amin'ny fari-tanin'ny mpisorona, dia dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany, eny, samy dimy arivo amby roa alina ny lavany, sy iray alina ny sakany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 48

Jereo Ezekiela 48:13 amin'ny teny manodidina.