Ezekiela 48:17 MG1865

17 Ary ny amin'ny tany fiandrasana momba ny tanàna, ny eo amin'ny avaratra dia ho dimam-polo amby roan-jato, ary ny eo amin'ny atsinanana dia ho dimam-polo amby roan-jato, ary ny eo amin'ny andrefana dia ho dimam-polo amby roan-jato.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 48

Jereo Ezekiela 48:17 amin'ny teny manodidina.