Ezekiela 48:29 MG1865

29 Izany no tany hozarainareo amin'ny filokana ho an'ny firenen'Isiraely ho lovany, ary izany no ho anjarany ary, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 48

Jereo Ezekiela 48:29 amin'ny teny manodidina.