Ezekiela 48:33 MG1865

33 Ary amin'ny atsimo diman-jato amby efatra arivo ohatra, ary ny vavahady telo, dia vavahadin'i Simeona ny iray, vavahadin'Isakara ny iray, vavahadin'i Zebolona ny iray.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 48

Jereo Ezekiela 48:33 amin'ny teny manodidina.