Ezekiela 6:6 MG1865

6 Any amin'ny fonenanareo rehetra dia ho lao ny tanàna, Ary ho rava ny fitoerana avo, mba ho rava sy lao koa ny alitaranareo, dia hotapatapahina sy hofoanana ny sampinareo, ary hokapaina ny tsangan-kazonareo ho an'ny masoandro, Ka dia holevonina ny asanareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 6

Jereo Ezekiela 6:6 amin'ny teny manodidina.