Ezekiela 7:12 MG1865

12 Mby akaiky ny fotoana, antomotra ny andro; aoka tsy hifaly ny mpividy, ary aoka halahelo ny mpivarotra; Fa iharan'ny fahatezerana mirehitra ny hamaroany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:12 amin'ny teny manodidina.