Ezekiela 7:20 MG1865

20 Fa ny firàvany tsara tarehy dia nataony ho rehareha sady nentiny nanao ireo sary fahavetavetany, dia ireo zava-dratsiny, koa izany no efa nanaovako ireny ho zava-maharikoriko azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:20 amin'ny teny manodidina.