Ezekiela 8:2 MG1865

2 Ary hitako fa, indro, nisy nitarehin'afo; hatramin'ny valahany no ho midina dia afo; ary hatramin'ny valahany no ho miakatra kosa dia nitarehin-java-mamirapiratra dia toy ny volon'ny metaly mamirapiratra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 8

Jereo Ezekiela 8:2 amin'ny teny manodidina.