Ezekiela 8:4 MG1865

4 Ary, indro, teo ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely tahaka ilay fahitana efa hitako teo amin'ny lohasaha.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 8

Jereo Ezekiela 8:4 amin'ny teny manodidina.