Ezekiela 8:6 MG1865

6 Dia hoy koa Izy tamiko: Ry zanak'olona, hitanao va izay ataon'ireo, dia ny fahavetavetana lehibe izay ataon'ny taranak'Isiraely eto ka mampanalavitra Ahy amin'ny fitoerako masina? Mbola hahita fahavetavetana lehibe koa ianao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 8

Jereo Ezekiela 8:6 amin'ny teny manodidina.