Ezekiela 9:8 MG1865

8 Ary raha mbola namely izy, ary izaho ihany no sisa teo, dia niankohoka aho ka nitaraina hoe: Indrisy! Jehovah Tompo ô! haringanao va ny sisa rehetra amin'ny Isiraely amin'izao ampidinanao ny fahatezeranao amin'i Jerosalema izao?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 9

Jereo Ezekiela 9:8 amin'ny teny manodidina.