Ezra 4:16 MG1865

16 Ary mampahafantatra ny mpanjaka izahay fa raha hamboarina io tanàna io, ka vita ny mandany, dia tsy hanana fanjakana amin'ny etỳ an-dafin'ny ony etỳ intsony ianao.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:16 amin'ny teny manodidina.