Ezra 4:15 MG1865

15 mba hizahana ny boky tantaran'ny razanao; dia ho hitanao eo amin'ny boky tantara, ka ho fantatrao fa tanàna fikomiana io tanàna io ka naha-fatiantoka ny mpanjaka sy ny tany maro, sady efa nisy fikomiana niseho tao hatrizay ela izay; koa izany no nandravana io tanàna io.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:15 amin'ny teny manodidina.