Ezra 4:14 MG1865

14 Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin'ny lapan'ny mpanjaka izahay, dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana, ka dia efa naniraka hampahafantatra ny mpanjaka izany izahay,

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:14 amin'ny teny manodidina.