Ezra 4:13 MG1865

13 Koa aoka ho fantatry ny mpanjaka fa raha hatao io tanàna io, ka hatsangana indray ny mandany, dia tsy hety handoa hetra, na haba, na sara, izy; ka dia hahatonga fatiantoka ho an'ny fanjakana izany any aoriana.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:13 amin'ny teny manodidina.