Ezra 4:12 MG1865

12 Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa ny Jiosy, izay niakatra avy tany aminao hankatỳ aminay, dia efa tonga any Jerosalema ka manamboatra ilay tanàna fikomiana sady ratsy, dia mahavita ny mandany izy izao ary manamboatra ny fanorenany koa.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:12 amin'ny teny manodidina.