Ezra 4:19 MG1865

19 ary izaho nandidy, ka nasaiko nizahana, dia hita fa nanandra-tena nikomy tamin'ny mpanjaka maro hatrizay ela izay tokoa io tanàna io, ka nisy fikomiana sy fihodinana niseho teo.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:19 amin'ny teny manodidina.