Ezra 4:20 MG1865

20 Ary efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema nanapaka ny tany rehetra any an-dafin'ny ony ka nandoavana hetra sy haba ary sara.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:20 amin'ny teny manodidina.