Ezra 4:24 MG1865

24 Dia natsahatra tsy natao ny tranon'Andriamanitra, izay tany Jerosalema; ary mbola nitsahatra ihany izany hatramin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:24 amin'ny teny manodidina.