Ezra 4:23 MG1865

23 Ary rehefa voavaky teo anatrehan-dRehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra mbamin'ny namany ny taratasin'i Artaksersesy mpanjaka, dia niakatra faingana ho any Jerosalema ho any amin'ny Jiosy izy ka nampitsahatra azy an-keriny.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:23 amin'ny teny manodidina.