Ezra 6:13 MG1865

13 Ary tamin'izany Tatenay, governora amin'ny etỳ an-dafin'ny ony etỳ, sy Setarabozenay mbamin'ny namany dia nankato marina izany teny efa nampitondrain'i Dariosy ho any aminy izany.

Vakio ny toko manontolo Ezra 6

Jereo Ezra 6:13 amin'ny teny manodidina.