11 Ary izao no tenin'ny taratasy izay nomen'i Artaksersesy mpanjaka an'i Ezra mpisorona, ilay mpanora-dalàna mahay ny tenin'ny lalàn'i Jehovah sy ny didiny tamin'ny Isiraely:
Vakio ny toko manontolo Ezra 7
Jereo Ezra 7:11 amin'ny teny manodidina.