Ezra 7:12 MG1865

12 Artaksersesy, mpanjakan'ny mpanjaka, ho an'i Ezra mpisorona, mpanora-dalàna mahay tsara ny lalàn'Andriamanitry ny lanitra.

Vakio ny toko manontolo Ezra 7

Jereo Ezra 7:12 amin'ny teny manodidina.