Fitomaniana 1:13 MG1865

13 Avy tany amin'ny avo no nandatsahany afo ho amin'ny taolako handoroany azy; Namela-pandrika harato haningorana ny tongotro Izy ka nampihemotra ahy; Nampahalao sy nampahareraka ahy mandritra ny andro Izy.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1

Jereo Fitomaniana 1:13 amin'ny teny manodidina.