14 Ny ziogan'ny fahotako nofehezin'ny tànany; Voaolana ireny ka tonga eo an-katoko; noketrahiny ny heriko; Natolotry ny Tompo ho eo an-tànan izay tsy leoko aho.
Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1
Jereo Fitomaniana 1:14 amin'ny teny manodidina.