Fitomaniana 2:4 MG1865

4 Nanenjana ny tsipìkany toy ny fahavalo Izy, nijoro naninjitra ny tànany ankavanana toy ny rafilahy Izy ka nandripaka izay rehetra mahafinaritra ny maso; Ny fahatezerany dia naidiny toy ny afo tamin'ny lain'i Ziona zanakavavy.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:4 amin'ny teny manodidina.