Fitomaniana 2:5 MG1865

5 Ny Tompo dia tonga toy ny fahavalo ka nandevona ny Isiraely. Eny, nolevoniny ny lapany rehetra, sady noravany ny fiarovany; Ary nampitomboiny ny fisentoana sy ny fitarainan'i Joda zanakavavy.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:5 amin'ny teny manodidina.