Fitomaniana 2:6 MG1865

6 Ary noravany an-keriny toy ny tanimboly ilay nofefena ho Azy, sady noravany ny trano fihaonany; Nataon'i Jehovah hadino tao Ziona ny fotoam-pivavahana sy ny Sabata, ka nolaviny tamin'ny fahatezerany mirehitra ny mpanjaka sy ny mpisorona.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:6 amin'ny teny manodidina.