29 Ary Andriamanitra nanao hoe: Indro, efa nomeko anareo ny anana manintsam-boa rehetra izay ambonin'ny tany rehetra ary ny hazo rehetra izay misy voa sady manintsam-boa; dia ho fihinana anareo ireny.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 1
Jereo Genesisy 1:29 amin'ny teny manodidina.