Genesisy 1:30 MG1865

30 Ary ny amin'ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ary ny zava-manan'aina rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, dia efa nomeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany; dia nisy izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1

Jereo Genesisy 1:30 amin'ny teny manodidina.