Genesisy 10:18 MG1865

18 sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny firenen'ny Kananita.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 10

Jereo Genesisy 10:18 amin'ny teny manodidina.