Genesisy 10:19 MG1865

19 Ary ny fari-tanin'ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin'i Gerara, ka hatrany Lesa ao akaikin'i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 10

Jereo Genesisy 10:19 amin'ny teny manodidina.