Genesisy 12:4 MG1865

4 Dia nandeha Abrama araka izay efa nolazain'i Jehovah taminy, ary Lota koa mba niaraka taminy. Ary efa dimy amby fito-polo taona Abrama, raha niala tao Harana izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 12

Jereo Genesisy 12:4 amin'ny teny manodidina.