Genesisy 12:5 MG1865

5 Ary Abrama nitondra an'i Saray vadiny sy Lota zana-drahalahiny mbamin'ny fananan'izy rehetra izay efa nohariny sy ny olona izay efa azony tao Harana; dia niainga izy ireo hankany amin'ny tany Kanana, ka tonga tany amin'ny tany Kanana izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 12

Jereo Genesisy 12:5 amin'ny teny manodidina.