Genesisy 12:6 MG1865

6 Ary Abrama dia nitety ny tany hatrany Sekema, dia tao an-kazo terebintan'i More. Ary ny Kananita no tompon-tany tany Kanana fahizay.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 12

Jereo Genesisy 12:6 amin'ny teny manodidina.