Genesisy 14:7 MG1865

7 Dia niverina indray izy ireo ka nankany Ena-mispata (dia Kadesy izany) ka namely ny tany rehetra an'ny Amalekita sy ny Amorita koa, izay nonina tany Hazazon-tamara.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:7 amin'ny teny manodidina.