Genesisy 14:8 MG1865

8 Dia nivoaka ny mpanjakan'i Sodoma sy ny mpanjakan'i Gomora sy ny mpanjakan'i Adma sy ny mpanjakan'i Zeboima ary ny mpanjakan'i Bela (dia Zoara izany) ka nilahatra hiady amin'ireo teo an-dohasahan'i Sidima,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:8 amin'ny teny manodidina.