Genesisy 14:9 MG1865

9 dia tamin'Kedorlaomera, mpanjakan'i Elama, sy Tidala, mpanjakan'ny Goima sy Amrafela, mpanjakan'i Sinara ary Arioka, mpanjakan'i Elasara; dia mpanjaka efatra no niady tamin'ny mpanjaka dimy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:9 amin'ny teny manodidina.