Genesisy 15:2 MG1865

2 Ary hoy Abrama: Jehovah Tompo ô, inona no homenao ahy? fa izaho mandroso fahanterana nefa tsy manan-janaka, ary ny ho tompon'ny ahy dia ilay Eliezera avy any Damaskosy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 15

Jereo Genesisy 15:2 amin'ny teny manodidina.