3 Ary hoy koa Abrama: Indro, izaho tsy nomenao fara handimby, ka, indro, ny anankiray amin'ny ato an-tranoko no handova ahy.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 15
Jereo Genesisy 15:3 amin'ny teny manodidina.