Genesisy 16:10 MG1865

10 Ary hoy koa Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Hataoko maro indrindra ny taranakao, ka tsy ho azo isaina izy noho ny hamaroany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 16

Jereo Genesisy 16:10 amin'ny teny manodidina.