Genesisy 16:11 MG1865

11 Ary hoy indray Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Indro, manan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataonao hoe Isimaela, satria efa nihaino ny fahorianao Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 16

Jereo Genesisy 16:11 amin'ny teny manodidina.