Genesisy 17:10 MG1865

10 Ary izao no fanekeko ho amiko sy ho aminareo sy ny taranakao mandimby anao, dia izay hotandremanareo: hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:10 amin'ny teny manodidina.